โญ• Araka ny Filan-kevitry ny Minisitra ny Alarobia 20 aprily 2022 lasa teo dia voatendry ho Tale Jeneralin’ny ยซย Institut National de Santรฉ Publique et Communautaire – INSPCย ยป eto anivonโ€™ny
Minisiteranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka, ny Dokotera HANITRINIALA Sahondranirina Pรขquerette.
โญ• Tontosa androany tolakandro, ny famindram-pitantanana teo aminy sy ny Tale Jeneraly teo aloha, ny Dr RAVAOARISOA Lantonirina.
๐Ÿ™ Tonga nanome voninahitra ny fotoana, nisolo-tena an’ Andriamatoa Minisitra, Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, ny Dr YASMINE Lethicia Lydia, Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, notronon’ ireo Tompon’andraikitra ambony eto anivon’ny Ministera Foibe sy ny INSPC.
SCM/DIRCOM-MSANP