๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜๐˜€๐—ผ๐—ฎ, ๐Ÿฎ๐Ÿฑ ๐—”๐—ฝ๐—ฟ๐—ถ๐—น๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฎ.
โœ… Ny ekipanโ€™ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Analamanga, izay notarihinโ€™ny Tale Dr Laliharisoa RAHARIMAMONJY, dia nisafidy ny CSB II Ambohitsoa nanatanterahana ny fankalazana.
๐ŸŽฏ Ny CSB II Ambohitsoa dia isanโ€™ireo Tobimpahasalamana nahitana tranga tazomoka teto an-drenivohitra. Nisy araka izany ny fanentanana izay nataonโ€™ny ekipanโ€™ny DRSP hanamafisana ny ady aminโ€™ny tazomoka.
โœ… Etsy andaniny dia nanararaotra nitondra ny anjara biriky ihany koa ny ekipanโ€™ny DRSP Analamanga aminโ€™ny fanatanterahana ny asa Tagnamaro teny an-toerana, ary nifarimbona izy ireo niaraka taminโ€™ireo mpiasanโ€™ny fahasalamana nanadio ity Tobimpahasalamana fototra ity, ary nanavao ara-loko ireo takelaby izay efa tranainy avokoa.
——
——
ยซย Ampanjakao ny fitoviana, hamafiso ny fiarenana, foano ny Tazomoka.ย ยป
๐Ÿ“ธ: SCM/DIRCOM-MSANP