โœ…๏ธIzany hoe filamatra izy ireo amin’ny fomba fampiasana ny rano, ny fahadiovana sy fidiovana; amin’ny fitantanana ny fako sy ny fahadiovana.
โœ…๏ธNy fahadiovana no loharanon’ny fahasalamana ary manohana akaiky ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka toy izao ny USAID ACCESS, izay vatsian’ny USAID Madagascar.
๐Ÿ…Ireo Tobimpahasalamana fototra nahazo fankasitrahana:
๐Ÿฅ Faritra BOENY:
CSB II Amborovy, CSB II Ankijabe, CSB II Anjiajia, CSB II Ambolomoty, CSB II Tsararano, CSB II Antanambao Andranolava.
๐Ÿฅ Faritra ANALAMANGA:
CSB II Ambohibao Antehiroka, CSB II Talatamaty.
๐Ÿ‘ŒCSB II Mendrika, CSB II FILAMATRA