โœ…๏ธ Taminโ€™ny taona 2016 no nisy fihaonambe farany natao teto Antananarivo.
Nanapaka hevitra ary ny Holafitra fa hanao fivoriambe izay rafitra faratampony hanangonana ny hevitrโ€™ireo dokotera rehetra manerana ny Nosy izay mpikambana ao aminy.
โœ…๏ธ Maro ireo tonga namaly ny antso tao amin’ny Akademia Malagasy Tsimbazaza, ny Asabotsy 20 Aogositra 2022 lasa teo ary tapaka taorian’ny fakan-kevitra fa hotazomina ny fehinkevitra tamin’ny 2016 sy 2021 ary hampiana ireo hevi-baovao voaray nandritra izao fihaonam-be izao.
โœ…๏ธ Vonona araka izany ny Holafitra ny hanome ny heviny mikasika ireo lalร na mifehy ny asan’ny fahasalamana izay ilaina fandinihina manokana.
โญ•๏ธ Tonga nisolotena ny Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka nitarika sy nanome voninahitra izao fihaonan-dehibe izao, ny Dr YASMINE Lethicia Lydia, Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.
Sary sy Fampitam-baovao: Holafitra Nasionalin’ny Dokotera eto Madagasikara (ONM).
Touchez plus de personnes avec cette publication
Vous pourriez toucher jusquโ€™ร  4 417 personnes par jour en boostant votre publication pour 14ย $US.