๐ŸŽฏ Zaza malagasy analiny no nisitraka ny Famorana maimaipoana teny anivon’ireo CHRD misy toeram-pandidina manerana ny Nosy.
โœ…๏ธ Manodidina ny 50.000 ar eo tokoa mantsy no lanin’ny fianakaviana iray raha hanao forazaza eny amin’ny toeram-pitsaboana tsy miankina. Ho fanamaivana ny fahasahiranan’ny vahoaka manoloana izany indrindra no antony nikarakaran’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izao hetsika goavana izao.
๐Ÿ‘ Mankasitraka hatrany ny Mpiasanโ€™ny Fahasalamana izay miara-mientana mandrakariva amin’ny fanampiana ny Mpiray tanindrazana.
ยซย ๐—”๐—ฅ๐—”๐—›๐—”๐—•๐—” ๐—ฅ๐—œ๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—œ๐—ก๐—” ๐—˜!!!ย ยป
—-
๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ฑ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ฏ๐—ฒ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ท๐—ถ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ