Mitohy ny fampitaovana ireo Tobim-pahasalamana miankina amin’ny fanjakana izay imasoan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.
Tonga any amin’ny CHRD 1 Mitsinjo ireo fitaovana avy amin’ny DTS hoentina hanokafana ny sampan-draharaha misahana ny famindrana rΓ (CTS) any an-toerana.


Sary sy fampitam-baovao: CHRD 1 Mitsinjo