25 septambra Andro Maneratany ho anโny Farmasianina :
Mitร na anjara toerana lehibe eo aminโny sehatry ny fitsaboana sy ny fandraisana an-tร nana ny marary ny kalitaonโ ny fanafody ampiasaina.
Fanafody azo antoka, manaraka ny fenitra takiana ary nahazo alalana (AMM) no hita sy tsinjaraina eny anivonโny farmasia na miankina na tsy miankina aminโny fanjakana.
Nankalazaina androany 25 septambra teny Andrainarivo ny andro Maneratany ho anโny farmasianina. ยซ Ny farmasia, toky miara-dalana aminโny fahasalamanao ยป no lohahevitra nentina nanamarihana izany taminโity taona 2021 ity.
Tonga nanome voninahitra ny fankalazร na , Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka. Ny Fitondram-panjakana ankehitriny dia maneho fisaorana ny fiankaviambe ny farmasianina taminโny anjara biriky goavana nentiny taminโny fiatrehana ny covid-19 teto amintsika.
Ampatsiahivina isika fa voararanโny lalร na ny mivarotra fanafody tsy nahazoana ร lalana izay mety hiteraka olana ho anโny fahasalamam-bahoaka. Entanina araka izany isika rehetra hanjifa ny fanafody eny aminโny toeram-pivarotana ara-dalร na izay efa natokana ho anโ izany ihany.
SCM/DirCom-MSANP