Ny Zoma 1 oktobra 2021, nandritra ny fitsidihanβny Filoham-pirenena mivady sy ny delegasiona notarihiny, ny tany aminβny Faritra Atsimo, no nitokanana taminβny Fomba Γ΄fisialy ny CSB II Manarapenitra Maroalopoty, ao aminβny distrikanβny Ambovombe, Faritra Androy.
Ezaka ataonβny Ministeranβny Fahasalamam-bahoaka, mba hahazoanβny vahoaka misitraka tolotra ara-pahasalamana tsara kalitao, no nahazoana izao fotodrafitrasa vaovao izao, tafiditra indrindra aminβny fanatanterahana ny Velirano fahadiminβny Filoham-pirenena taminβny vahoaka Malagasy: Β« Fahasalamana ho anβny rehetra, tsy anavahana sokajin-taona Β».
Vahoaka maro ao anatinβireo fokontany 72 mandrafitra ny kaominina Maroloapoty no hisitraka tombontsoa mivantana vokatry ny fahazoana izao fotodrafitrasa manarapenitra izao. Ahitana efitra valo sy fitaovana vaovao ary Β« panneau Β» mandeha aminβny herinβny masoandro ity CSB II vaovao ity, fampanentanana nataonβny Filoham-pirenena taminβny vahoaka taminβny taon-dasa.
Notokanana nandritra izany ihany koa ny toeram-ponenana ho anβny Β« chef CSB Β» sy ny mpiara-miasa aminy. Tonga nanotrona izany fotoan-dehibe izany ny Ministry ny Fahasalamam-bahoaka Pr Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, ny Solontena maharitry ny OMS eto Madagasikara, ny Governoranβny Faritra Androy, ary ireo olo-manan-kaja maro any an-toerana.
ββ-
ππππππππ πβπππππππππ : ππ πππ ππ πππππππππππππ π
πππππππ ππππ
ππππ πππππππππππ
La commune de Maroalopoty, dans le district dβAmbovombe, RΓ©gion Androy, dispose dorΓ©navant dβun tout nouveau CSB II Manarapenitra, inaugurΓ© le 1er octobre 2021 par le PrΓ©sident de la RΓ©publique, lors de sa descente dans la partie Sud de Madagascar.
Cette nouvelle infrastructure entre dans le cadre de la rΓ©alisation du Β« Velirano Β» prΓ©sidentiel : Β« La santΓ© pour tous et Γ tout Γ’ge Β». En effet, afin de faciliter lβaccΓ¨s de la population malagasy Γ des services de santΓ© de qualitΓ©, le MinistΓ¨re de la SantΓ© publique inscrit parmi ses prioritΓ©s lβamΓ©lioration des infrastructures sanitaires existantes, et la construction de nouvelles infrastructures.
Les habitants des 72 fokontany de la commune de Maroalopoty seront les principaux bΓ©nΓ©ficiaires de ce nouveau CSB II Manarapenitra, qui dispose de huit salles dotΓ©es de nouveaux Γ©quipements mΓ©dicaux et alimentΓ©s par une source dβΓ©nergie solaire. Des logements destinΓ©s au Β« chef CSB Β» et Γ son Γ©quipe ont Γ©galement Γ©tΓ© inaugurΓ©s dans la foulΓ©e.
Ont Γ©tΓ© prΓ©sents Γ cet Γ©vΓ©nement majeur pour la santΓ© publique, le Ministre de la SantΓ© Publique, Pr Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, le ReprΓ©sentant RΓ©sident de lβOMS Γ Madagascar, le Gouverneur de la RΓ©gion Androy ainsi que des autoritΓ©s locales.
SCM/DIRCOM-MSANP












