𝗖𝗛𝗨 𝗔𝗡𝗗𝗢𝗛𝗔𝗧𝗔𝗣𝗘𝗡𝗔𝗞𝗔 : 𝗛𝗜𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗩𝗔𝗥𝗔𝗩𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝟭𝟵 – 𝟮𝟬 𝗢𝗞𝗧𝗢𝗕𝗥𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟭
par | 18 Oct 2021 | Evènements |

Ny CHU Andohatapenaka dia mikarakara VARAVARANA MISOKATRA hanasana antsika rehetra ny 19 sy 20 oktobra 2021 ho avy izao, manomboka amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny 4 ora hariva.


Hisy FAMPIRATIANA ireo tolotra misy eo anivon’ny hopitaly ary FIZAHAM-PAHASALAMANA MAIMAIMPOANA atao amin’io fotoana io mikasika ny:

Maso

Orona,sofina,tenda

Ati-vava

Vonjy Aina

Fisafoana sy fiterahana ary aretin’ny vehivavy

Fameloman’aina

Fandidiana

Fizahana faobe.
Loharanom-baovao: PF Com – CHU Andohatapenaka