Manomboka anio Alatsinainy 20 desambra 2021 ny fanaovana ny vaksiny Pfizer ho anโny olona feno 18 taona no miakatra izay tsy mbola nanao vaksiny miaro aminโny Covid-19 eto Antananarivo Renivohitra, Antananarivo Atsimondrano, Antananarivo Avaradrano.
Ireto avy ny toerana hahitana izany anio 20 desambra 2021 :
#ANTANANARIVO_RENIVOHITRA
โ CHU JRA
โ CHU JRB
โ KIANJA BAREA
โ KIANJA MAITSO ANALAMAHITSY
โ SITE NATIONS-UNIES ANDRAHARO
โ ANKATSO
#ANTANANARIVO_ATSIMONDRANO
โ CSB2 ANDOHARANOFOTSY
โ CSB2 TANJOMBATO
โ CSB2 ANKARAOBATO
โ CSB2 ANOSIZATO
โ CSB2 CITร ITAOSY
โ CSB2 ITAOSY HOPITALY
#ANTANANARIVO_AVARADRANO
CSB2 TALATA VOLONONDRY
Hitombo ny toerana hanaovana ny vaksiny Pfizer manomboka rahampitso ary holazaina eto aminโny pejy ofisialinโny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka hatrany.
โโ-
Isika rehetra miara-mandresy ny covid-19
#Andao_hanao_Vaksiny
#Arovy_ny_tenanao
#Arovy_koa_ny_hafa
Fampitam-baovao:
Direction du Programme Elargi de Vaccination Msanp-Madagascar.
Sary: SCM/DIRCOM-MSANP