๐๐๐ก๐๐๐๐๐ญ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐ก๐๐ฅ๐ข ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐ง๐๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐ ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐ง๐๐ญ๐ข๐ ๐ข๐๐ – ๐๐๐ฅ๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐ก๐๐๐๐ ๐๐ก๐๐
par | 26 Avr 2022 | Actualitรฉs, Evรจnements, Nos rรฉalisations |
๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐๐๐ผ๐ฎ, ๐ฎ๐ฑ ๐๐ฝ๐ฟ๐ถ๐น๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฎ.

Ny ekipanโny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Analamanga, izay notarihinโny Tale Dr Laliharisoa RAHARIMAMONJY, dia nisafidy ny CSB II Ambohitsoa nanatanterahana ny fankalazana.

Ny CSB II Ambohitsoa dia isanโireo Tobimpahasalamana nahitana tranga tazomoka teto an-drenivohitra. Nisy araka izany ny fanentanana izay nataonโny ekipanโny DRSP hanamafisana ny ady aminโny tazomoka.

Etsy andaniny dia nanararaotra nitondra ny anjara biriky ihany koa ny ekipanโny DRSP Analamanga aminโny fanatanterahana ny asa Tagnamaro teny an-toerana, ary nifarimbona izy ireo niaraka taminโireo mpiasanโny fahasalamana nanadio ity Tobimpahasalamana fototra ity, ary nanavao ara-loko ireo takelaby izay efa tranainy avokoa.
——
——
ยซย Ampanjakao ny fitoviana, hamafiso ny fiarenana, foano ny Tazomoka.ย ยป

: SCM/DIRCOM-MSANP