FANAMBARANA MANOKANA MAHAKASIKA NY COVID-19

FANAMBARANA MANOKANA MAHAKASIKA NY COVID-19

« Mitohy ny ady amin’ny valanaretina Covid-19 ary efa mipetraka ny paik’ady manokana amin’izany » hoy Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean-Louis androany nandritra ny fanambarana izay notanterahany tao Ambohidahy. Manoloana ny...