par Vonjy RANDRIANATOANINA | 1 Déc 2020 | Nos réalisations
Tokantrano miisa 68231 tafo no misitraka ny famafazana faobe ranom-panafody mamono moka. Mpamendraka miisa 235 no misahana izany. Faly ny mponina ary manantena ny hitohizan’izao hetsika izao isan-taona raha ny hetahetan’izy ireo izay tafaresaka...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 1 Déc 2020 | Nos réalisations
Ho fanamafisana ny ady atao amin’ny ongobe sy bongabe, ny kankantsinay ary ny Bilarziôzy dia nisy ny fizarana fanafody faobe andiany faharoa izay notanterahina nanomboka ny 23 hatramin’ny faha 27 novambra 2020 lasa teo manerana ny Distrika 43 eto Madagasikara. Mandeha...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 1 Déc 2020 | Actualités, Nos réalisations
Nanomboka ny 02 Novambra lasa teo hatramin’ny faha-03 Desambra 2020 ho avy izao dia tanterahana any amin’ny Faritra Ihorombe sy ny Faritra Atsimo Andrefana iny, ny famendrahana isan-tokantrano fanafody mamono moka. Distrika maromaro izay ahitana tahana tazomoka...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 30 Nov 2020 | Nos réalisations
Raha oharina tamin’ny taona roa teo aloha dia nahitana fihenana ny tahana Tazomoka ato anatin’ny Distrikan’i Betioky Atsimo araka ny fanazavan’i Dr Hajasoa RAZAFIANDRIAMIFEHY, Lehiben’ny fiadidiam-pahasalamana aty an-toerana. Ho...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 27 Nov 2020 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Anio zoma 27 novambra 2020, dia nisy ny fitsidihan’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis ireo avy nodidiana « hernie »27 tao amin’ny Hopitaly Manara-penitra CHU Mahavoky Mahajanga. Nohamafisiny fa zava-dehibe tokoa izao...