par Vonjy RANDRIANATOANINA | 27 Nov 2020 | Actualités
Tao anatin’ny lanonana ara-miaramila izay manana ny maha-izy azy no nanatontosana ny « Famindram-pibaikoana » teo amin’ny Lieutenant-Colonel BENINAZY Daniela sy ny Lieutenant-Colonel, ANDRIANATREHINA Livah, izay mpibaiko vaovao ny vondrom-paritry ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 26 Nov 2020 | Actualités
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany 26 novambra 2020 tao amin’ny foiben’ny Ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina Nanisana, ny IVOTORO na Ivon’ny Torohay ( Centre d’informations administratives et d’orientations ). Ny IVOTORO dia ivo-toerana hahafahan’ireo...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 26 Nov 2020 | Actualités, Evènements
Ankoatra ny fandidiana « hernie » faobe sy ny fitsidihana ny CHU Androva ary ny fihaonana tamin’ireo tompon’andraikitry ny fahasalamana tao an-tapon’ny tananan’i Boeny, dia nisy ihany koa ny fihaonan’ireo Minisitra 02 mpikambana ao anaty...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 26 Nov 2020 | Actualités, Evènements
Taorian’ny fandidiana faobe dia nisy ny fitsidihana ny CHU PZaGa Androva. Nandritra izany dia nitafa sy nanome toro-marika ireo tompon’andraikitry ny fahasalamana eto an-tampon-tananan’i Mahajanga ny Minisitra roalahy izay tonga nanotrona sy nanome...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 26 Nov 2020 | Actualités, Nos réalisations
Natomboka androany ny fampiasana ny « bloc opertoire, » ao amin’ny Hôpitaly Manarapenitra CHU Mahavoky Mahajanga. Fandidiana zaza sy olon-dehibe voan’ny « hernie » miisa 24 no nisantarana izany. Mpitsabo mpandidy avy eto Mahajanga sy avy any Antananarivo...