par Vonjy RANDRIANATOANINA | 3 Oct 2020 | Actualités
Ankilimarovahatsy no anaran’ity toerana aseho antsika an-tsary ity. Ao anatin’ny Fokontany Ambaro, Kaomina Ifotaka, Distrika Amboasary Atsimo, Faritra Anosy. Anisan’ireo toerana ahitana tsifanjariantsakafo maherivaika. Mifanome tanana ny rehetra eto...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 3 Oct 2020 | Actualités
Amperin’asa tanteraka ireo Mpiasan’ny Fahasalamana nidina any an-toerana, amin’ny fitsirihana sy fitsaboana ireo olona iharan’ny tsifanjariantsakafo. #Vahoaka_Malagasy_salama #Fahasalamana_ho_an_ny_rehetra_tsy_ankanavaka. #Zarazarao...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 2 Oct 2020 | Coronavirus
Le résultat des analyses effectuées au cours des dernières 24 heures sur 828 échantillons a montré 39 nouvelles contaminations, ce qui porte à 16493 le nombre total des personnes infectées par le coronavirus. La répartition par régions de ces nouveaux cas se présente...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 2 Oct 2020 | Actualités
Nandray ny Prof. Charlotte Faty Ndiaye, solotena maharitry ny « OMS » miasa sy monina eto amintsika, andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis, androany 02 oktobra 2020 teto amin’ny Birao fiasany teto Ambohidahy. Izao no...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 2 Oct 2020 | Actualités
Mandray anjara mavitrika ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Mpiasan’ny Fahasalamana maherin’ny 50 izay ahitana Dokotera, Paramedy ary « Nutritioniste » no nidina any an-toerana. Manasa anao am-panajana hanaraka ny fanazavan’ Andriamatoa...