par Vonjy RANDRIANATOANINA | 20 Août 2020 | Actualités, Evènements
Araka ny Didim-panjakana Laharana 2020 – 997 ny 20 Aogositra 2020 ho fanendrena ny Mpikambana ao amin’ny Governemanta vaovao izay tarihin’ny Praiminisitra Christian Ntsay, voatendry ho Minisitra ny Fahasalamam-bahoaka, Pr Hanitrala Jean Louis Rakotovao. Ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 20 Août 2020 | Actualités
Otrikaretina mampidi-doza ny tazomoka ary tsy maintsy tsaboina haingana mba hisorohana ny mety ho voka-dratsiny sy ny famoizana aina. Olona iray tapitrisa no fantatra fa voan’ny tazomoka nandritra ny enim-bolana voalohany tamin’ity taona 2020 ity, ary 600 ireo...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 19 Août 2020 | Actualités
Anisan’izany ny herisetra nitranga tany Ampanihy ny alarobia alina 12 aogositra lasa teo ka namoizana an’ Itompokolahy RAKAJILAHY Joseph, Ben’ny tananan’ny Kaominina Ampanihy sady lehiben’ny Tobim-pahasalamana fototra (Csb1) Beteva-Sdsp...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 15 Août 2020 | Coronavirus
Selon les données statistiques du Centre de commandement opérationnel (CCO) Covid-19 de ce 15 Août 2020, les nouveaux cas des dernières 24h sont au nombre de 81, portant à 1 326 le nombre de cas actifs actuels dont 94 présentent des formes graves. La majorité des...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 14 Août 2020 | Coronavirus
Manao tohi-vakana ny fandraisana fanampiana avy amin’ireo malala-tanana sy mpiaramiombonantoka amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. « Flacon de gel hydroalcoolique » miisa 21.000, « visière de protection » miisa 2150 no natolotry « Orange solidarité » sy ny «...