par Vonjy RANDRIANATOANINA | 5 Août 2020 | Coronavirus
TRANGA TSY MISY FAHASAROTANA (Forme simple): Tsaboina eny anivon’ny CSB II (Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina) sy eny amin’ny CMC-19 Andohatapenaka ary arahi-maso any an-trano (traitement ambulatoire). FANAMARIHANA : Ny eny Anivon’ny « CMC-19 » Andohatapenaka,...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 5 Août 2020 | Coronavirus
Disponible en téléchargement ici: Rapport Covid-19 UCP_BM_Juillet 2020
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 4 Août 2020 | Coronavirus
Les sources officielles révèlent 235 nouvelles contaminations, portant à 11895 le nombre total des cas confirmés ce 4 août. Madagascar enregistre 9286 guérisons soit plus de 78% des personnes infectées depuis le début de la pandémie. Les 461 patients guéris déclarés...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 3 Août 2020 | Coronavirus
Araka ireo hitantsika amin’ny sary eo ambany ireo dia Faritra sy Distrika maro eto anivon’ny Nosy no novatsian’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka fitaovana sy fanafody, hitsaboana marary ary ho ampiasain’ireo mpiasan’ny...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 3 Août 2020 | Coronavirus
Madagasikara miatrika ny « coronavirus ». Vonona ary mandray anjara mavitrika amin’izany ihany koa ny « CHU Gynécologie Obstétrique Befelatanana ». Porofon’izany, efitrano maromaro no nasiana fanavaozana teo anivon’ity Toeram-piterahana anisan’ny...