par Andrisoa Lantoharivony | 6 Nov 2019 | Actualités
Le centre de médecine traditionnelle chinoise pour enrichir les offres de soins pour la population Malagasy. Après l’accord signé entre le Ministère de la Santé Publique et l’Ambassade de Chine à Madagascar quelques mois auparavant, le Centre de Médecine...
par Andrisoa Lantoharivony | 29 Oct 2019 | Actualités
Raha nahatsikaritra isika rehetra dia niakatra ny hafanana teto amintsika tato ho ato na atoandro io na alina. Manoloana izany indrindra ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia mampatsiahy antsika fa mety hiteraka fahasahiranana ara-pahasalamana ny hafanana be loatra...
par Andrisoa Lantoharivony | 28 Oct 2019 | Actualités
Antoky ny fahasalamana ny fanatanjahan-tena, manome lanja izany ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Tsara ny vokatra azo tamin’ny taranja Karate-Do nandritra ny ASIEF 2019 izay notanterahina tany Antsiranana ny 14 hatramin’ny 20 oktobra lasa teo....
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 25 Oct 2019 | Actualités
Le Ministère de la Santé Publique a tenu un en étroite collaboration avec ses partenaires, dont USAID ACCESS, UNICEF, OMS, PSI Madagascar, IMPACT, Mahefa Miaraka, ASOS, CRS et Care. Credit photo: USAID’s ACCESS Health Program ...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 24 Oct 2019 | Actualités
Ho fanatsarana ny tolotra fahasalamana ho an’ny vahoaka, mpianatra miisa 24 avy amin’ny faritra maro manerana ny nosy no nahazo fiofanana mahakasika ny « Échographie obstétricale communautaire » teny anivon’ny Ivotoeram-mpianarana momba ny...