par | 20 Août 2021 | Actualités, Coronavirus, Evènements
Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenena Ivato – Zoma 20 Aogositra 2021 Araka ny efa nambaran’ Andriamatoa Filohan’ny Repoblika, Andry RAJOELINA dia nigadona io maraina io teny amin’ny Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenena Ivato, ny Zotram-piaramanidina nitondra...
par | 18 Août 2021 | Coronavirus
Isan’ny nanaovana fitiliana: 525 Tranga vaovao: 04 1 Alaotra Mangoro 1 Atsimo andrefana 2 Analamanga SITRANA: 02 Tranga misy fahasarotana: 17
par | 17 Août 2021 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
Mizotra tsara ny fanaovam-baksiny andiany faharoa izay tanterahina manomboka androany etsy amin’ny Vaccinodrome CHUJRA Ampefiloha. Marihana fa ireo olona izay nisitraka ny fanaovam-baksiny covishield andiany voalohany ny andron’ny faha 10 may 2021 ka...
par | 12 Août 2021 | Coronavirus
⭕️Isan’ny nanaovana fitiliana: 512 ⚠️: Tranga vaovao: 04 2 Analamanga 1 Atsinanana 1 Atsimo atsinanana ✅Sitrana: 09 ⚠️Tranga misy fahasarotana: 20 ⚠️Namoy ny ainy: 01
par | 11 Août 2021 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
𝐕𝐀𝐊𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐉𝐎𝐇𝐍𝐒𝐎𝐍 & 𝐉𝐎𝐇𝐍𝐒𝐎𝐍 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐓𝐀𝐑𝐀𝐓𝐀𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐑𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎𝐄𝐍𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐌𝐎𝐍𝐉𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐎𝐕𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐊𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐇𝐔𝐉𝐑𝐁 𝐁𝐄𝐅𝐄𝐋𝐀𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀: ✅𝐇𝐨 𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐦𝐢𝐭𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐯𝐞𝐥𝐚𝐧𝐲 : – Taratasy maneho ny andraikiny – Dika mitovy ny pasipaoro...
par | 11 Août 2021 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
👍Nisokatra nanomboka androany 11 Aogositra 2021 ny toerana fanaovam-baksiny (Site de vaccination spécifique) etsy amin’ny CHUJRB Befelatanana. Ireo mpianatra hanohy fianarana sy ireo olona andeha hamita iraka manokana any ivelany ary ireo mpiasan’ny fahasalamana mbola...