par Vonjy RANDRIANATOANINA | 6 Août 2020 | Coronavirus
Matotra ny fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny AMADIA. « Glucomètre » 40 isa izay hampiasaina eny anivon’ireo « CSB II » sy ireo Toeram-pitsaboana mandray an-tanana ny « Covid-19 » eto Antananarivo sy ny manodidina no...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 6 Août 2020 | Coronavirus
304 nouveaux cas positifs ont été signalés selon le bilan épidémiologique du CCO ce 6 août, portant à 12526 le nombre des personnes contaminées depuis mars dernier. La région Analamanga demeure la plus touchée avec les 242 de ces nouveaux cas. La région Itasy...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 6 Août 2020 | Coronavirus
Ao anatin’izao hamehana ara-pahasalamana izao dia mitohy hatrany « NY FITATERANA MAIMAIMPOANA » ireo vehivavy mitondra vohoka hamonjy Toeram-pitsaboana, hisafo na hiteraka. Toy izao ary ny fandaminana mikasika izany. Ho an’ireo vehivavy mitondra vohoka monina eto...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 5 Août 2020 | Coronavirus
327 nouveaux cas et 512 guérisons ont été rapportés par le Pr Vololontiana ce 5 Août. 272 de ces nouveaux cas sont localisés à Analamanga ; 1 dans la region Vakinankaratra ; 1 dans la région Analanjirofo; 4 dans la région Sava ; 23 dans la région Boeny; 15 dans la...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 5 Août 2020 | Coronavirus
TRANGA TSY MISY FAHASAROTANA (Forme simple): Tsaboina eny anivon’ny CSB II (Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina) sy eny amin’ny CMC-19 Andohatapenaka ary arahi-maso any an-trano (traitement ambulatoire). FANAMARIHANA : Ny eny Anivon’ny « CMC-19 » Andohatapenaka,...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 5 Août 2020 | Coronavirus
Disponible en téléchargement ici: Rapport Covid-19 UCP_BM_Juillet 2020