par | 3 Avr 2022 | Coronavirus
𝗧𝘀𝘆 𝗺𝗶𝗸𝗲𝗹𝘆 𝘀𝗼𝗿𝗼𝗸𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗲𝘁𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗵𝗮𝘀𝗮𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗲𝘁𝘆 𝗸𝗶𝗹𝗼𝗺𝗲𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗼. Olona miisa 81 no nisitraka fanaovam-baksiny maimaimpoana nandritra ny fandalovan’ ny ekipan’ny mpiasan’ny fahasalamana nanao vaksiny...
par | 11 Mar 2022 | Actualités, Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
𝗠𝗼𝗿𝗼𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮, 𝟭𝟭 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟮 | Tontosa androany tao an-drenivohitry ny Faritra Menabe ny fanombohana ofisialy ny Tetikasa MIAROVA na Miaro Antsika rehetra amin’ny Tranga misy fahasarotana ny vaksiny. Fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny...