par | 16 Fév 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗥𝗔𝗕𝗢𝗜𝗡A Niainga androany maraina teto Antananarivo ary nihazo ny Faritra Vatovavy, ny Faritra Fitovinany ary ny Faritra Atsimo Atsinanana ireo « Cliniques mobiles » hanatanteraka...
par | 14 Fév 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Ankalazaina isaky ny alatsinainy faharoa ao anatin’ny volana febroary ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Androbe. Ny lohahevitra amin’ity taona ity dia : “ Ndao hiara-hientana hiady amin’ny androbe: fepetra takiana ho fanatsaran’ny fahasalaman’ny vahoaka”. Ny...
par | 13 Fév 2022 | Actualités, Nos réalisations, Projets constructions
« Fahasalamana ho an’ny daholobe tsy anavahana sokajin-taona » n’aiza na aiza no misy azy eto Madagasikara no velirano fahadimin’ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Paik’ady...
par | 12 Fév 2022 | Actualités, Nos réalisations
Amin’ny maha « Ministre Coach » azy dia nidina ifotony tany amin’ny Faritra Itasy androany, ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo nijery ny zava-misy teo anivon’ny faritra araka ny toromarika avy amin’ny...
par | 10 Fév 2022 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy androany maraina tao amin’ny “Esplanade la Mairie Toamasina” ny hetsika fanaovam-baksiny iadiana amin’ny Covid-19 ao amin’ny Faritra Atsinanana. Hetsika izay iarahan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny...
par | 9 Fév 2022 | Actualités, Evènements, Nos réalisations
Anisan’ireo Faritra nahitana fahasimbana maro vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai ihany koa ny Faritra Matsiatra Ambony. Nidina ifotony nijery ny zava-misy tany an-toerana, omaly sy androany Alarobia 09 febroary 2022, ary nitondra fanampiana avy...