
𝗙𝗔𝗡𝗔𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗞𝗔𝗟𝗜𝗧𝗔𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗟𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗣𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔: 𝗖𝗦𝗕 𝗜𝗜 𝗺𝗶𝗶𝘀𝗮 𝟬𝟴 𝘃𝗼𝗮𝗵𝗼𝘀𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗼 𝗖𝗦𝗕 𝘀𝗮𝗸𝗮𝗶𝘇𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗪𝗔𝗦𝗛 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗹𝗮𝘀𝗮 𝘁𝗲𝗼 𝗸𝗮 𝗻𝗼𝘁𝗼𝗹𝗼𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗶-𝗽𝗮𝗸𝗮𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮.
Izany hoe filamatra izy ireo amin'ny fomba fampiasana ny rano, ny fahadiovana sy fidiovana; amin'ny fitantanana ny fako sy ny fahadiovana. Ny fahadiovana no loharanon'ny fahasalamana ary manohana akaiky ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka amin'ny fanatsarana ny...

Pharmacie de garde | Semaine du 30 avril au 07 Mai 2022
#Antananarivo (Tanà) -Pharmacie MAEVASOA Lot V134 B Anosizato, Enceinte Immeuble Castello 032 04 519 62 -Pharmacie RAZAFIMANDRANTO Analakely 020 22 234 04 -Pharmacie ANKAZOMANGA Lot IVX 72 Ter Ankazomanga Sud 020 22 234 04 -Pharmacie FANOMEZANTSOA Lot près II 04...

Décision n° 2390 fixant la nomination de 2 Techniciens de maintenance de générateur d’oxygène admis au recrutement par contractualisation auprès du Ministère de la Santé publique, avec l’ONG PIVOT.

𝗙𝗜𝗧𝗔𝗟𝗘𝗔𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗞𝗦𝗜𝗡𝗬 (DPEV): 𝗧𝗮𝗳𝗮𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝘁𝗼𝗳𝗼𝘁𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗯𝗶𝗿𝗮𝗼 𝘀𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗵𝗶𝗿𝗶𝘇𝗮𝗻’ 𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼.
Ivato, 29 Aprily 2022 - Anisan'ny vaindohan-draharahan'ny Fitondram-panjakana ankehitriny ny fampidinana ny taham-pahafatesan'ny Reny sy ny zaza. Paik'ady iray enti-manatanteraka izany ny fanaovam-baksiny. Tontosa androany maraina ny fametrahana ny vatofototra ny...

𝗙𝗔𝗡𝗔𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗥𝗘𝗡𝗬 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗭𝗔𝗭𝗔.
Noraisin' Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, teto amin'ny Birao fiasany eto Ambohidahy androany ny Delagasiona avy amin'ny UNiCEF izay nahitana ny Talen'ny UNICEF aty amin'ny Faritra atsimo sy atsinanan'i Afrika, Atoa...

𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗜𝗔𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔 – 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔
𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝘁𝘀𝗼𝗮, 𝟮𝟱 𝗔𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮. Ny ekipan’ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Analamanga, izay notarihin’ny Tale Dr Laliharisoa RAHARIMAMONJY, dia nisafidy ny CSB II Ambohitsoa nanatanterahana ny fankalazana. Ny CSB II Ambohitsoa dia isan’ireo Tobimpahasalamana...

FARITRA SAVA : NIDINA IFOTONY NY MINISTRY NY FAHASALAMAM-BAHOAKA NIJERY AKAIKY RAFI-PAHASALAMANA
Asabotsy 23 Aprily 2022 Fidinana ifotony notanterahan'ny Delegasiona zay tarihan' Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka, Profesora Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY nijery akaiky ny zava-misy momba ny rafi-piantohana ara-pahasalamana ifotony na "mutuelle de santé...

𝗩𝗔𝗥𝗔𝗩𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 – 𝗖𝗛𝗨 𝗔𝗻𝗼𝘀𝗶𝗮𝗹𝗮 𝟮𝟴 – 𝟮𝟵 𝗔𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟮
Fizaham-pahasalamana maimaimpoana mikasika ny: - Aretina ankapobeny, aretin'ny zaza. - Aretin'ny maso, sofina, tenda, nify sy ati-vava. Fitiliana diabeta, tosi-drà, homamiadan'ny vozon'ny tranon-jaza. Fampahafantarana ny fanarenana ara-batana. Echographie... ------...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.