
𝐍𝐘 𝐏𝐀𝐈𝐊’𝐀𝐃𝐘 « 𝐓𝐑𝐀𝐂𝐈𝐍𝐆 𝐂𝐎𝐍𝐓𝐀𝐂𝐓 » 𝐈𝐙𝐀𝐘 𝐄𝐍𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐇𝐈𝐀𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀𝐑𝐄𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗.
Ny « 𝘛𝘳𝘢𝘤𝘪𝘯𝘨 𝘊𝘰𝘯𝘵𝘢𝘤𝘵 » dia fomba entina hikarohana faran’izay haingana ireo olona rehetra nifandray na nifanerasera mivantana tamina olona efa voamarina fa mitondra ny valanaretina Covid-19 ka ampanaovina test avy hatrany. Ireo izay mbola tsy misy soritr’aretina akory...

FANAMBARANA MANOKANA MAHAKASIKA NY COVID-19
« Mitohy ny ady amin’ny valanaretina Covid-19 ary efa mipetraka ny paik’ady manokana amin’izany » hoy Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean-Louis androany nandritra ny fanambarana izay notanterahany tao Ambohidahy. Manoloana ny...

Akon’ny fanangana-tsaina: Alatsinainy 11 Janoary 2021
Anjaran’ny avy ao amin’ny DIFP na (Direction des Instituts des Formations des Paramédicaux) androany 11 janoary 2021 no nitatitra ireo zava-bita nandritra ny herinandro sy ireo tomban’asa ho avy raha ny eto amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka manokana. Fantatra...

Fanambaran’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka,Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis
Fanambaran'Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka,Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis, mahakasika ny valan'aretina CORONAVIRUS « Mbola mamerina fisaorana an’ Andriamanitra isika fa mbola nomeny tombon’ andro ka mahatratra izao taona 2021 izao …. » izay no...

Fampitaovana ireo tobim-pahasalamana sy ireo mpiasa ao aminy
Isan’ny antoka ahafahana manome tolotra ara-pahasalamana tsara kalitao ho an’ny rehetra ny fampitaovana ireo tobim-pahasalamana, ho fanampiana ny fiarovana ireo mpiasan’ny fahasalamana. Anisan’ireo nisongandina taoo anatin’izany ny fanomezana fitaovam-pitsaboana sy...

AKON’NY FANANGANAN-TSAINA 04/01/2021 FIFAMPIARAHABANA NOHO NY FAHATRATRARANA NY TAONA
« Misaotra an’Andriamanitra isika fa mbola afaka mifamory eto… », izay no voalohan-tenin’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof RAKOTOVAO Hanitrala Jean-Louis nandritra ny fandraisam-pitenenany tamin’ ity fananganan-tsaina voalohany taona 2021 ity....

𝐅𝐈𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐙𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐀𝐅𝐀𝐋𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐎𝐇𝐎 𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀𝐑𝐀𝐌𝐀𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀
Ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra izao faran'ny taona 2020 izao ary mirary antsika hanao fety Finaritra, samia ho tratry ny Taom-baovao 2021 avokoa. Ho fitsinjovana sy fanampiana amin'ny fiatrehana izay fety izay...

𝐍𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐦𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐚𝐫𝐲 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐟𝐞𝐭𝐲 𝐟𝐢𝐧𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐡𝐨 𝐥𝐚𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐜𝐨𝐯𝐢𝐝-𝟏𝟗.
𝐌𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐫𝐢𝐚𝐧𝐭𝐬𝐨𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧' 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚, 𝐏𝐫𝐨𝐟. 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐇𝐀𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀𝐋𝐀 𝐉𝐞𝐚𝐧 𝐋𝐨𝐮𝐢𝐬 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐤𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐝𝐞𝐥𝐞𝐠𝐚𝐬𝐢𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐂𝐇𝐑𝐃...

Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de santé de base I
Centre de santé de base II
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.