Mizotra tsara ireo asa fananganana foto-drafitr’asa eto anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Ho fanatanterahina ny fahasalamana ho an’ny vahoaka tsy an-kanavaka dia « Bloc operatoire » vaovao miisa 5 no tafatsangana any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana (Chrd2 Ankazoabo,Chrd2 Benenitra, Chrd2 Beroroha,Chrd2 Betioky, Chrd2 Morombe ).

#Adidintsika_miaraka_ny_mikolokolo_ny_fananana_iombonana
#Kajio_haharitra_ho_lovain_jafy.
Sary: DRSP Atsimo Andrefana