Miisa 12 ny hopitalin’ny Distrika  manarapenitra izay nanombohana ny fanorenana CHD MANARAPENITRA eto Madagasikara, izay nosafidiana mba hanakaiky kokoa ny vahoaka:

  1. ANALALAVA
  2. ANKILIZATO (Mahabo Menabe)
  3. AMBOHIMAHASOA
  4. TANAMBAO MANAMPOTSY
  5. BELOHA ANDROY
  6. MANANDRIANA
  7. MAMPIKONY
  8. MANDRITSARA
  9. IVOHIBE
  10. VOHIBATO (Alakamisy Itenina)
  11. VONDROZO
  12. CHRR MAINTIRANO

Fitsinjovana indrindra ireo toerana saro-dalana nefa be mponina, hisorohana ny fandraisana an-tànana tara loatra raha misy ny hamehana. Marihina fa volan’ny Fanjakana Malagasy madiodio no niantohana ny fanorenana azy ireo ary nanaraka ny lalanan’ny Tsenambaro-panjakana. Ary efa eo ampanomanana ny hamatsiana ny fitaovana manara-penitra azy ireo ihany koa amin’izao fotoana izao.