Mitohy hatrany ny fampiofanana ireo teknisiana ataon’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy.

Omaly sy androany 19 Jona 2020 ny anjaran’ny eto Analamanga. Hitohy any amin’ny faritra hafa ny fampiofanana.

Manasa anao am-panajana hanaraka ity fanadihadiana ity hahafantaranao bebe kokoa ny mikasika izany.

#Madagasikara_miatrika_ny_coronavirus
#Arovy_ny_tenanao_arovy_koa_ny_hafa