Toy ny marary rehetra ny olona voan’ny « coronavirus » saingy mila fikarakarana manokana.

Aza ahilikilika ary toroy hevitra izy tsy hiafina any an-trano fa hanatona Toeram-pitsaboana hisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina sy ny tranga misy fahasarotana.