DIABETIKA MIATRIKA NY « CORONAVIRUS »
Toromarika avy amin’ny « AMADIA »

Tsara ho fantatra, hisy ny fiaraha-miasa akaiky eo amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny « AMADIA » mikasika ny fandraisana an-tanana ireo diabetika eny anivon’ny CSB. Izany no hatao hisorohana ireo tranga misy fahasarotana sy hitsinjovana ireo olona marefo manoloana ity valanaretina « coronavirus » ity.

Malagasy mifanohana, mandresy ny coronavirus