AZO TSABOINA TSARA NY « COVID-19 »

Hisorohana ny tranga misy fahasarotana, #MANATONA_HAINGANA_CSB_2 raha misy ireto soritraretina ireto ianao:

– Mikoha maiña

– Manavy

– Mangorana

– Mahatsiaro vizambizana

– Marary an-doha

– Marary tenda

– Mivalana

– Tsy mahare fofona

– Tsy mahare tsironkanina.

 

#Arovy_ny_tenanao

#Arovy_koa_ny_hafa

#Zarazarao

 

Conception: SCM/MSANP