Isanโny fitiliana: 1936
Tranga vaovao: 81
Sitrana: 81
Manaraka fitsaboana: 225
Namoy ny ainy: 01
Ny Ministeranโny Fahasalamam-bahoaka dia manentana antsika mandrakariva hanaja ireo fepetra sakana noraisinโny Fitondram-panjakana hisorohana ny fiparitahanโny valanaretina.