Isan’ny fitiliana: 1936
Tranga vaovao: 81
Sitrana: 81
Manaraka fitsaboana: 225
Namoy ny ainy: 01
Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia manentana antsika mandrakariva hanaja ireo fepetra sakana noraisin’ny Fitondram-panjakana hisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina.
#MSANP eo anilan’ny Vahoaka hatrany!