Andro vitsy sisa no isaina dia handray ny Taom-baovao 2021 isika.
Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia mirary antsika hanao fety finaritra ho lavitry ny covid-19.
#MSANP eo anilan’ny vahoaka hatrany!
#Zarazarao ho mariky ny fiaraha-mientana.