par Vonjy RANDRIANATOANINA | 20 Août 2020 | Actualités, Evènements
Araka ny Didim-panjakana Laharana 2020 – 997 ny 20 Aogositra 2020 ho fanendrena ny Mpikambana ao amin’ny Governemanta vaovao izay tarihin’ny Praiminisitra Christian Ntsay, voatendry ho Minisitra ny Fahasalamam-bahoaka, Pr Hanitrala Jean Louis Rakotovao. Ny...
par | 20 Août 2020 | Coronavirus
Ce jeudi 20 août, le Centre de Commandement Opérationnel covid-19 a signalé 80 nouveaux cas positifs au coronavirus sur les 510 tests effectués ces dernières 24 heures. La majorité ont été répertoriés dans la région Analamanga avec 52 cas, 1 autre localisé à Itasy, 10...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 20 Août 2020 | Actualités
Otrikaretina mampidi-doza ny tazomoka ary tsy maintsy tsaboina haingana mba hisorohana ny mety ho voka-dratsiny sy ny famoizana aina. Olona iray tapitrisa no fantatra fa voan’ny tazomoka nandritra ny enim-bolana voalohany tamin’ity taona 2020 ity, ary 600 ireo...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 19 Août 2020 | Actualités
Anisan’izany ny herisetra nitranga tany Ampanihy ny alarobia alina 12 aogositra lasa teo ka namoizana an’ Itompokolahy RAKAJILAHY Joseph, Ben’ny tananan’ny Kaominina Ampanihy sady lehiben’ny Tobim-pahasalamana fototra (Csb1) Beteva-Sdsp...
par | 18 Août 2020 | Coronavirus
Situation covid-19 du jour Sur les 764 tests effectués ces dernières 24 heures, 123 personnes sont diagnostiquées positives au coronavirus selon le bilan sur l’évolution de la pandémie de covid-19 rapporté ce 17 août. Ainsi, Madagascar compte actuellement 14009...