par | 18 Août 2020 | Actualités, Nos réalisations
RAPPEL VAKSINY FANEFITRY NY KITROTRO Ho fanamafisana hatrany ny hery fiarovan’ny zaza dia ampiana fatra faharoa ny vaksiny miaro amin’ny kitrotro eto Madagasikara manomboka ny volana septambra ho avy izao. Ny zaza misitraka io fatra faharoa io dia ny zaza 15-18 volana...
par | 18 Août 2020 | Actualités, Coronavirus, Nos réalisations
ADY AMIN’NY CORONAVIRUS MADAGASIKARA MIATRIKA NY CORONAVIRUS Tsy mikely soroka ny Ministeran’ny fahasalamambahoaka sy ireo mpiaramiombonantoka amin’ny fiatrehana ny ady amin’ny valanaretina Covid-19. Isan’ireo mpiaramiasa akaiky ny Ministera ny AOI (Aide...
par | 18 Août 2020 | Coronavirus, Evènements, Nos réalisations
ADY AMIN’NY CORONAVIRUS MADAGASIKARA MIATRIKA NY CORONAVIRUS Mitohy hatrany ny fampitaovana hanatsaràna ny rafipahasalamana iatrehana amin’ny ady amin’ny Covid-19. Ny COI (Commission de l’Océan Indien), izay fivondronan’ny firenena eo amin’ny ranomasimbe...
par | 17 Août 2020 | Coronavirus
Situation covid-19 du 17 Août 2020 D’après la porte parole du CCO, Pr Vololontiana, entre le 19 mars et ce 17 août, Madagascar a enregistré 13 886 cas de contaminations à la maladie virale. Néanmoins, le nombre des personnes contaminées continue de diminuer,...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 15 Août 2020 | Coronavirus
Selon les données statistiques du Centre de commandement opérationnel (CCO) Covid-19 de ce 15 Août 2020, les nouveaux cas des dernières 24h sont au nombre de 81, portant à 1 326 le nombre de cas actifs actuels dont 94 présentent des formes graves. La majorité des...