๐Ÿ“ Tsara ny mampahatsiahy antsika fa misokatra manomboka amin’ny 08 maraina ka hatramin’ny 04 ora hariva ireo Toerana fanaovam-baksiny manerana an’i Madagasikara amin’ity andro an’io ity.

๐Ÿ‘‰ Tongร va manao vaksiny
Ento ny karapanondrom-pirenena.

๐ŸŒŸ Raha mihoatra ny 20 dia misy ny ยซย รฉquipe mobileย ยป afaka manatona.