Hanao fizarana faobe lay misy odimoka maharitra isika aminโ€™ity taona ity manerana ny faritra 21 eto Madagasikara. Hisy ny fanisana olona isan-tokantrano, koa arakaraky ny isanโ€™olona ao an-trano ny anjara lay ho azony.

Omena tapakila na ยซ coupon ยป hatakalo lay isika, koa raiso tsara ireo mpanisa, tehirizo tsara ihany koa ny tapakila. Araho hatrany ny vaovao momba ny fizarana lay izany hoe ny daty sy ny toerana hizarana ny lay eo aminโ€™ny aamin’ny toerana misy anao.

Ampiasaina isakโ€™alina, mandava-taona ny lay vaovao vao azonao. Na mafana, na mangatsiaka ny andro, na an-tsaha na an-tanana ianao no matory dia ampiasao hatrany ny lay. Hiarovana ny olona rehetra ao an-tokatrano izany.

#Malagasy_tsy_ho_fatin_ny_tazomoka

Loharanom-baovao: Programme National de Lutte contre le Paludisme Madagascar