Olona miisa 1196 no nisitraka maimaimpoana ny tolotra ara-pahasalamana manakaiky vahoaka izay notanterahana tao aminโ€™ny Kaominina Sandrandahy, Distrikanโ€™i Fandriana, Faritra Amoronโ€™i Mania, omaly Zoma 19 jona 2021, teo ambany fitarihanโ€™ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis ary notrononโ€™ ireo Olomboafidy sy Manampahefana sivily sy miaramila isan-tsokajiny ao aminโ€™ny Faritra Amoronโ€™i Mania ho fanatanterahana ny Velirano fahadimy.

#Fahasalamana_ho_an_ny_rehetra_tsy_anavahana_sokajintaona.

#DLMNT_MSANP

Sary sy angom-baovao: SCM/DirCom-MSANP