Fitaovana izay ahitana: ยซ Glucomรจtre: 25, Oxymรจtre: 25, Tensiomรจtre: 25, Stรฉthoscope: 25, Pรจse bรฉbรฉ: 25, Pรจse personne: 08, Balance avec toise: 16 ยป.

Tsapa ary azo tsapain-tanana ny ezaka ataonโ€™ny Fitondram-panjakana aminโ€™ny alalanโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka hoy Andriamatoa Solombavambahoakanโ€™ i Madagasikara voafidy tao Atsimondrano raha nandray fitenenana, ary ny hetsika mipaka mivantana any aminโ€™ny vahoaka toy izao no ilaina.

Marihana fa manodidina ny 700.000 eo ho eo ireo mponina ao anatinโ€™ny distrikanโ€™ Antananarivo Atsimondrano no hisitraka mivantana izao fampitaovana izao.

Andriamatoa Talenโ€™ny DSSB no nisolo-tena anโ€™ Andriamatoa Minisitra nandray taminโ€™ny fomba รดfisialy ireo fitaovana ireo, nanotrona azy taminโ€™izany ireo Olomboafidy sy Manampahefana isan-tsokajiny ao aminโ€™ny distrikanโ€™ Atsimondrano, Ramatoa Talenโ€™ny Fitaleavam-paritra misahana ny fahasalamana eto Analamanga (DRS), Ramatoa lehibenโ€™ny Sampandraharahanโ€™ny Fahasalamam-bahoaka Atsimondrano (M.I) sy ireo mpiasanโ€™ny fahasalamana maro.

๐’๐š๐ซ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ง๐ ๐จ๐ฆ-๐›๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ: ๐’๐‚๐Œ/๐ƒ๐ข๐ซ๐‚๐จ๐ฆ-๐Œ๐’๐€๐๐