Miisa 156 ireo olona izay nanaovana fitiliana ny tsimokaretina covid-19 ny 17 jolay 2021 ka ny 16 taminโ€™izy ireo no voamarina fa nitondra ny tsimokaretina ary efa nahazo ny fitsaboana sahaza azy sy nomena ireo fepetra rehetra hisorohana ny fiparitahanโ€™ny valanaretina. Ny 9 aminโ€™izy ireo dia avy aminโ€™ny distrikanโ€™ Antananarivo Renivohitra, Faritra Analamanga, 1 Matsiatra Ambony, 2 Boeny, 1 Atsimo Andrefana, 1 Vatovavy Fitovinany, 1 Anosy ary 1 Atsimo Atsinanana.

Miisa 25 kosa ireo olona sitrana, raha 33 ireo mbola maneho tranga misy fahasarotana ary 1 no namoy ny ainy.