CHRD ANKAZOABO ATSIMO

Anisan’ireo nisitraka ny fampitaovana avy amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny USAID’s ACCESS Health Program ihany koa.

#Velirano_fahadimy
#Fahasalamana_ho_an_ny_rehetra_tsy_anavahana_sokajin_taona