FIARAHA-MIASA AMIN’NY SEHATRA TSY MIANKINA – FARITRA ANOSY

Notokanana androany 26 jolay 2021 ny trano vaovaon’ny « OSIET » ao Fort-Dauphin. Nitokana izany tany an-toerana Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis.

Sary sy fampitam-baovao: SCM/DirCom-DRSP Anosy