Mizotra tsara ny fanaovam-baksiny covishield andiany faharoa. Anisan’ny nisitraka izany ny avy ao amin’ny ONG ASOS Madagascar izay isan’ireo mpiaramiombonantoka akaiky amin’ny Ministeran’ny Fahalamam-bahoaka amin’ny fanatsarana ny Fahasalamana eny ifotony.

SCM/DirCom-MSANP