๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—ต๐˜†, ๐Ÿฌ๐Ÿณ ๐—ฑ๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿญ | Araka ny nambaranโ€™ Andriamatoa Minisitra nandritra ny fihaonanโ€™ny Mpikambanโ€™ny Governemanta sy ny Solombavambahoakanโ€™i Madagasikara ny herinandro lasa teo teny aminโ€™ny CCI Ivato dia misokatra aminโ€™ny fiaraha-miasa aminโ€™ny rehetra ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka aminโ€™ny fanatanterahana haingana ny velirano fahadiminโ€™ny Filohanโ€™ny Repoblika Andry RAJOELINA, ยซ Fahasalamana ho anโ€™ny rehetra tsy anavahana sokajin-taona ยป.
Io maraina io dia tonga nanao fitsidihana ombam-panajana anโ€™ Andriamatoa Minisitra Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY teto aminโ€™ny Birao fiasany, Andriamatoa Naina ANDRIANTSITOHAINA, Benโ€™ny Tanananโ€™ny Kaomina Antananarivo Renivohitra.
Nahavelom-bolo ny fihaonana ary samy naneho ny fahavononany aminโ€™ny Fiaraha-miasa ho fanatsarana ny fahasalamam-bahoaka ny roa tonta.
SCM/DIRCOM-MSANP