par Vonjy RANDRIANATOANINA | 22 Juil 2020 | Coronavirus
614 nouveaux cas confirmés sont annoncés ce jour par le Pr Vololontiana dont 548 nouveaux cas à Analamanga, 27 à Arivonimamo, 12 à Amoron’I Mania dont 10 à Ambositra et 2 à Manandriana, 8 à Tolagnaro, 7 à Tsiroanomandidy,5 à Maevatanàna, 4 à Vatovavy Fitovinany...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 21 Juil 2020 | Coronavirus, Nos réalisations
Amperin’asa tanteraka ireo « Ambulance » miisa 14 novidian’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka tamin’ny famatsiam-bolan’ny Banky Iraisam-pirenena. Misy amin’izy ireo no miasa eto an-drenivohitra, misy ihany koa ireo any...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 21 Juil 2020 | Coronavirus
Raha vao miresaka LA2M isika, dia fitiliana « PCR » avy hatrany no mby ao an-tsaina ao anatin’izao ady atrehantsika miaraka handresena ny « covid-19 » eto Madagasikara izao. Maro dia maro tokoa ankehitriny ireo singa (prelèvement) tonga eny an-toerana. Dingana...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 20 Juil 2020 | Coronavirus
Ce 20 juillet 2020,104 nouveaux cas confirmés de « covid-19 », dont 71 dans la région Analamanga et 33 dans la région Boeny ont été annoncés par le Pr VOLOLONTIANA Hanta M.D. Par ailleurs, 290 cas de guérison sont enregistrés . A ce jour, 3303 personnes sont encore en...