COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 12 JONA 2021

COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 12 JONA 2021

  ⭕️ Isan’ny nanaovana fitiliana: 481 ⚠️ Tranga vaovao: 39 17 Analamanga 2 Melaky 6 Androy 1 Ihorombe 1 Anosy 1 Vatovavy Fitovinany 2 Matsiatra ambony 9 Vakinankaratra ✅ Sitrana: 26 ⚠️ Tranga Misy fahasarotana: 97 ⭕️ Namoy ny ainy: 05 2 Analamanga 1 Atsimo...
𝐅𝐈𝐀𝐓𝐑𝐄𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗: 𝐍𝐢𝐭𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝟔𝟏 𝟕𝟔𝟑 𝟎𝟎𝟎 𝐝𝐨𝐥𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐦𝐛𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐯𝐨𝐚𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐁𝐚𝐧𝐤𝐲 𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐔𝐂𝐏.

Fividianana fanafody,fitaovana, ary ireo kojakoja entina miaro tena (EPI), ireo tamin’ny ankapobeny no niompanan’ny famoaham-bolan’ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, tamin’ny alalan’ny “𝐔𝐧𝐢𝐭𝐞́ 𝐝𝐞 𝐂𝐨𝐨𝐫𝐝𝐢𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞𝐬 𝐏𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭𝐬 (𝐔𝐂𝐏)”, nandritra ny fiatrehana ny...