Fihaonana tamin’ny ONUDI

Fihaonana tamin’ny ONUDI

Ao anatin’ny fampitaovana sy fanomezana fotodrafitra manaraka ny fenitra hoan’ireo Tobim-pahasalamana rehetra manerana ny Nosy dia nihaona taminy solotenan’ny ONUDI Madagascar Ramatoa Vola Rakotondrazafy Andriatahina ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RAKOTOVAO...
Atrik’asa momba ny CSU

Atrik’asa momba ny CSU

Miezaka hatrany ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka hanomana fotodrafitrasa hanomezana tolopahasalamana mendrika sy mifanaraka amin’ny filàn’ny vahoaka. Nisy arak’izany ny atrikasa momba ny « Couverture de Santé Universelle(CSU) », izay anaty...
Staff Alatsinainy 07 Septambra 2020

Staff Alatsinainy 07 Septambra 2020

Ireo torimarika nomen’Andriamatoa Minisitra nandritra ny « staff » ny alatsinainy 07 Septambra : Fanoloran-tenan’ny tsirairay ho amin’ny fitondran-tena mendrika azahoana fahombiazana sy vokatra tsara Samy ho tompon’andraikitra sy mahafehy ny adidy ankinina...