« 𝗣𝗥𝗢𝗠𝗘𝗦𝗦𝗘 𝗣𝗥𝗘𝗦𝗜𝗗𝗘𝗡𝗧𝗜𝗘𝗟𝗟𝗘 – 𝗖𝗛𝗥𝗗 𝗔𝗡𝗢𝗦𝗜𝗕𝗘 𝗔𝗡’𝗔𝗟𝗔 « : 𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔 𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗡-𝗧𝗢𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 « 𝗥𝗔𝗗𝗜𝗢𝗚𝗥𝗔𝗣𝗛𝗜𝗘 𝗡𝗨𝗠𝗘𝗥𝗜𝗤𝗨𝗘 »

« 𝗣𝗥𝗢𝗠𝗘𝗦𝗦𝗘 𝗣𝗥𝗘𝗦𝗜𝗗𝗘𝗡𝗧𝗜𝗘𝗟𝗟𝗘 – 𝗖𝗛𝗥𝗗 𝗔𝗡𝗢𝗦𝗜𝗕𝗘 𝗔𝗡’𝗔𝗟𝗔 « : 𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔 𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗡-𝗧𝗢𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 « 𝗥𝗔𝗗𝗜𝗢𝗚𝗥𝗔𝗣𝗛𝗜𝗘 𝗡𝗨𝗠𝗘𝗥𝗜𝗤𝗨𝗘 »

Herinandro vitsivitsy taorian’ny fitsidihan’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ny Distrikan’Anosibe an’Ala izay nitsidihany ny CHRD ary nampanantenainy « Radiographie Numérique » ho an’ity hopitaly ity dia tanteraka soa aman-tsara izany ankehitriny,...
𝗛𝗥𝗗 𝗜𝗜 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗩𝗔𝗟𝗬: 𝗡𝗔𝗛𝗔𝗭𝗢 « 𝗚𝗥𝗢𝗨𝗣𝗘 𝗘𝗟𝗘𝗖𝗧𝗥𝗢𝗚𝗘𝗡𝗘 » 𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢.

𝗛𝗥𝗗 𝗜𝗜 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗩𝗔𝗟𝗬: 𝗡𝗔𝗛𝗔𝗭𝗢 « 𝗚𝗥𝗢𝗨𝗣𝗘 𝗘𝗟𝗘𝗖𝗧𝗥𝗢𝗚𝗘𝗡𝗘 » 𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢.

Mitohy ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny Fampitaovana ireo Tobimpahasalamana miankina amin’ny Fanjakana ho fanatanterahana ny Velirano fahadimy teboka faharoa dia ny...
𝗙𝗔𝗠𝗕𝗢𝗟𝗘𝗡-𝗞𝗔𝗭𝗢 𝗧𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔

𝗙𝗔𝗠𝗕𝗢𝗟𝗘𝗡-𝗞𝗔𝗭𝗢 𝗧𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔

Zana-kazo miisa 4000 fototra no nambolen’ny Fianakaviam-ben’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay teo ambany fitarihan’ Andriamatoa Minisitra Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, androany teny Manakavaly, ho fanatanterahana ny...
𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗔𝗙𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗥𝗔𝗙𝗜-𝗣𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗦𝗔𝗩𝗔: 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗨𝗦𝗔𝗜𝗗 𝗔𝗖𝗖𝗘𝗦𝗦 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗣𝗥𝗢𝗝𝗘𝗖𝗧 𝗖𝗨𝗥𝗘

𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗔𝗙𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗥𝗔𝗙𝗜-𝗣𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗦𝗔𝗩𝗔: 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗨𝗦𝗔𝗜𝗗 𝗔𝗖𝗖𝗘𝗦𝗦 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗣𝗥𝗢𝗝𝗘𝗖𝗧 𝗖𝗨𝗥𝗘

Asa vadi-drano ny fampivoarana ny Fahasalamam-bahoaka ary misokatra mandrakariva amin’ny fiaraha-miasa ho fanatanterahana izany ny Fitondram-panjakana ankehitriny. CSB 104 miampy LABORATOIRE DE « REFERENCE ao amin’ny Faritra DIANA, sy CSB 136 miampy CHRD...
𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔, 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗩𝗔𝗧𝗢𝗩𝗔𝗩𝗬 𝗦𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗢𝗩𝗜𝗡𝗔𝗡𝗬: 𝗙𝗮𝗺𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗶𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗧𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗧𝗜𝗣 𝗧𝗢𝗣 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔, 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗩𝗔𝗧𝗢𝗩𝗔𝗩𝗬 𝗦𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗢𝗩𝗜𝗡𝗔𝗡𝗬: 𝗙𝗮𝗺𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗶𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗧𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗧𝗜𝗣 𝗧𝗢𝗣 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮

Toy ny Faritra Atsimo Andrefana, dia isan’ireo nisitraka ny Tetikasa TIP TOP/JHPIEGO ihany koa ireo vehivavy bevohoka ao amin’ny Faritra Vatovavy sy ny Faritra Fitovinany. Ny Tetikasa TIP TOP/JHPIEGO izay fiaraha-miasa teo amin’ny Fitondram-panjakana...