โœ… Mitohy ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny Fampitaovana ireo Tobimpahasalamana ๐Ÿฅ miankina amin’ny Fanjakana ho fanatanterahana ny Velirano fahadimy teboka faharoa dia ny fanatsarana ny kalitaon’ny Tolotra ara-pahasalamana omena ny Vahoaka.
โœ… Isan’ireo nisitraka izany ny CHRD II Manakavaly ao amin’ny distrikan’i Manjakandriana, Faritra Analamanga izay novatsiana ยซย Groupe รฉlรฉctrogรจneย ยป vaovao.
โœ… Nanolotra izany tamin’ny fomba ofisialy taorian’ny Fambolen-kazo ny Alakamisy 31 Martsa 2022 lasa teo ny Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka.
โœ… Nandritra izany dia nitondra teny fisaorana ny Fitondram-panjakana ny Lehiben’ny Hopitaly satria manamora ny fanatanterahan’izy ireo ny asa fandidiana eo anivon’ny CHRD II Manakavaly izao fampitaovana izao.
๐Ÿ“ธ: SCM/DIRCOM-MSANP
+5