Hopitaly lalovan’ny lalam-pirenena faharoa ny CHRD Manjakandriana. Nanano sarotra azy ireo ny fitaterana ireo olona tra-doza noho ny lozam-pifamoivoizina. Teo ihany koa ny olana tanin’ny fitaterana ireo mpiteraka maro. Ho fanatanterahana ny velirano fahadimy ny Filohan’ny Repoblika ny amin’ny fahasalamana manatona vahoaka sy ho fanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana eny ifotony dia nanolotra “ambulance” manara-penitra ny CHRD Manjakankadriana omaly Alakamisy 14 janoary 2021 Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka,Prof RAKOTOVAO Hanitrala Jean-Louis notronin’ireo manam-pahefana sivily sy miaramila sy olom-boafidy isan-tsokajiny ao amin’ny distrikan’i Manjakandriana ary ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.Nohamafisin’Andriamatoa Minisitra nandritra ny lahateny izay nataony ny fanentanana hanajan’ny tsirairay ireo fepetra sakana sy ny fampiasana aro vava orona hiadiana amin’ny Coronavirus.
Traversé par la RN2 qui est connue pour ses accidents routiers fréquents, le CHRD Manjakandriana avoue avoir eu du mal à gérer le transport des personnes blessées ainsi que le transport des femmes sur le point d’accoucher. En rapport avec le 5ème point du Velirano du Président de la République “la santé pour tous”, et dans le cadre de l’amélioration des offres de soins au district de Manjakandriana, le Ministre de la Santé Publique, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean-Louis a fait don d’une ambulance “manara-penitra” au CHRD Manjakandriana hier Jeudi 14 janvier 2021. Le Ministre a fait honneur de sa présence en compagnie de quelques hommes d’Etats civils et militaires et des responsables au niveau du Ministère de la Santé Publique. Pendant son allocution, le Numéro un du Ministère a incité tout un chacun à ne pas négliger le respect des gestes barrières et le port de masques.